|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikorisa
Fototeny  2  korisa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mibolisatra: Nikorisa tamin' ny hoditr' akondro izy
Mandeha midina nefa tsy mamindrafindra ny tongotra akory fa mamela ny tena hisosa fotsiny amin' izao: Nikorisa tamin' ny ravin' akondro izy hatrery ambany erý
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to slide along
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] glisser
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mikorisà
Fototeny  12  korisa
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorisa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]

Fivaditsoratra  16  ikorisam, isokiram, korisaim, mikorisa, mikorisà, misariko, misaroky, misokira, sarikoim, sarimoky

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08