Teny iditra (1/2) | 1 mikoropapa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho |
Fototeny | 4 koropapa |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 9 mikoropaka |
Teny iditra (2/2) | 10 mikoropapà |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikoropapa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fototeny | 14 koropapa |
Tsipelina hafa | 15 mikoropaha |
Fivaditsoratra | 16 mikoropapa, mikoropapà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |