Teny iditra | 1 mikororosy fahana |
Singan-teny | 2 mikororosy, fahana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny basy izay tsy amin' ny toerany intsony ny fahany fa mivaha midina olona mivarina amin' ny toerana ambony misy azy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] used of walls not properly built falling down, or of a person who is too readily disturbed or troubled. |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |