|
|
|
|

Teny iditra1  mikosina
Fototeny  2  kosina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miforitra, mitavana mihosina amin' ny zavatra maloto: Mikosina amin' ny vovoka foana io zaza io ka maloto lava
Misafosafo tena; mihaotra: Aza mikosina amin' ny rindrina
Miaraka matetika amin' ny olona tsy mitovy hambonian-toetra amin' ny tena, amin' ny fatritran' olona: Mikosina amin' ny naman-dratsy io zazalahy io
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  mañosiky, mikosina, sinimako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21