Teny iditra | 1 mikotika |
Fototeny | 2 kotika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Rovitra sy potipotika, rotika: Nahoana no nikotika toy izao ny satrokao Misafotofoto tsy hita intsony izay marina sy tsy marina: Mikotika izaitsizy izany raharaha izany Misamboaravoara, mitrifantrifana: Mikotika ny anao lahy rehefa tezitra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 atokikim, mikatoky, mikitoka, mikotika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |