|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikotrana
Fototeny  2  kotrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mifampipòka, mifandona: Ento mora ireto tavoahangy ireto sao mikotrana
Mifanditra, miady vava: Mikotrana foana izy miaotra ireo
Mitabataba: Tamin' izay, nikotrana ny tanàna
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mikotrana io

Teny iditra (2/2)10  mikotràna
Fototeny  11  kotrana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikotrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]

Fivaditsoratra  15  ikotranam, manakotry, manikotra, manokatry, mañotraky, manotraky, manotrika, mikotràna, mikotrana, notakarim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08