Teny iditra mikotsaba (kotsaba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampamoaka feo ny rano rehefa itsabahan' ny tongotra [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mikotsaba
nikotsaba
hikotsaba
mikotsabà

Teny iditra mikotsabà (kotsaba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikotsaba [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31