|
|
|
|

Teny iditra1  mila sotasota
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  to seek an occasion for quarrelling. [1.2]4  to pick a quarrel, to look for a quarrel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  chercher querelle, chercher noise [1.8]
Ohatra  6  Araka ireny fanaony hita any am-pitetezam-paritany ireny, dia misotro toaka lava Rangahy io, ary rehefa mamo, hono izy dia, mivoaka any an-tanàna ary mila sotasota amin' izay sendra azy. [2.472]
Tovy hevitra  7  mila tonony, mila vaniny
Singan-teny  8  mila, sotasota

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14