Teny iditra milalao vovoka irery
Singan-teny milalao ; vovoka ; irery
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: singanolona
Ohatra Zaza diso sakaiza aho
ka milalao vovoka irery
akohokely latsaka an-kady
hiantso kely feo
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01