Teny iditra | 1 milampatra |
Fototeny | 2 lampatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandry ka mitsotra ny tongotra aman-tanana: Nilampatra teo amin' ny ahitra no nahitanay azy ireo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to stretch out the legs |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny milampatra io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |