Teny iditra (1/2) | 1 milanja |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mïtondra ambony soroka, miantsoroka, mitondra amin' ny filanjana 4 [1.78] [Bara] mitondra sigan'entana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to carry a weight on the shoulder. Compare takona 6 [1.7] to carry on the shoulder |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] porter sur les épaules |
Ohatra |
8 [2.649#] Izy roa lahy mpitari-dalana dia tratra aoriana ka tsy naharaka ny dian' ny milanja; 9 [2.424#] Na amatory zavatra milanja 5 hatramin'ny 10 kilao ilay sandry (atombohy amin'ny 5 kg. |
Fototeny | 10 lanja |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
Teny iditra (2/2) | 20 milanjà |
Sokajin-teny | 21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milanja [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.3] |
Fototeny | 24 lanja |
Fivaditsoratra | 25 ilanjam, lanjaim, milanjà, milanja, najalim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30 |
![]() |