|
|
|
|

Teny iditra1  milanja orona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  ilazana ny olona miavona sy lasa mirintona noho ny hatezerana ka miandranandrana [1.1]
Tovy hevitra  4  milanja loha
Singan-teny  5  milanja, orona

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26