|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  milanja
Fototeny  2  lanja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mïtondra ambony soroka, miantsoroka, mitondra amin' ny filanjana
5  [1.78] [Bara] mitondra sigan'entana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] to carry a weight on the shoulder. Compare takona
7  [1.7] to carry on the shoulder
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] porter sur les épaules
Ohatra  9  Izy roa lahy mpitari-dalana dia tratra aoriana ka tsy naharaka ny dian' ny milanja; [2.649#]
10  Na amatory zavatra milanja 5 hatramin'ny 10 kilao ilay sandry (atombohy amin'ny 5 kg. [2.424#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny milanja io

Teny iditra (2/2)20  milanjà
Fototeny  21  lanja
Sokajin-teny  22  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milanja [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  23  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.3]

Fivaditsoratra  25  ilanjam, lanjaim, milanjà, milanja, najalim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08