Teny iditra milanja am-betraka
Singan-teny milanja ; ambetraka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba filanjana olona, na biby, na zavatra tsy maintsy ilana olona roa, toy ny marary fonosina anaty lamba, ka ny iray amin' ny mpitondra avy eny amin' ny lohany, ny iray avy any amin' ny tongony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18