Teny iditra | 1 mila sotasota |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] to seek an occasion for quarrelling. 4 [1.7] to pick a quarrel, to look for a quarrel |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] chercher querelle, chercher noise |
Ohatra |
6 [2.472] Araka ireny fanaony hita any am-pitetezam-paritany ireny, dia misotro toaka lava Rangahy io, ary rehefa mamo, hono izy dia, mivoaka any an-tanàna ary mila sotasota amin' izay sendra azy. |
Singan-teny | 7 mila, sotasota |
Tovy hevitra | 8 mila tonony, mila vaniny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |