Teny iditra | 1 milefona omby |
Singan-teny | 2 milefona, omby |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fomba fianianana fahizay (vonoina ny zanak' omby ka manao velirano eo izay mianiana na izay mifanaiky, ka izay mivadika dia tsitsihina ho toy io zanak' omby io) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] prêter serment de fidélité en agitant une lance dans les flancs d'un veau, dont on a mis la queue à la place de la tête, les pieds de derrière à la place des pieds de devant et vice-versa, et en prononçant les malédictions d'usage |
Ohatra |
6 No milefona omby ianareo roambinifolo lahy, ka tsy manangana andriana? [2.298] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |