|
|
|
|

Teny iditra1  miletaka
Fototeny  2  letaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy mahazaka tena ka midaboka amin' izao: Miletaka ny tamboho
Mipetrapetraka any an-tranon' olona: Miletaka foana any antranon' olona Ikoto
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11