|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miliba
Fototeny  2  liba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manaram-po tanteraka, manao izay tiana sy danin' ny kibo: Miliba amin' ny fananany Rakoto
Mikarenjy, tia lalao sy fahafinaretana: Izay hianatra, nofy azy; miliba any amin' ny namany any foana izy
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  manaram-po, manaram-batana, migodana, migalabina, mianjady, manao ny danin' ny kibo, miala liana, manampatra, mihary zaka, mihenjy, mikarenjy, be haitraitra, be siasia, akanga, angatra, angelingely, tondraka anio manan-jara izay ho ampitso ka ho hitanao, manjehy ny andro ho lava, tsy mitsapa ny ho farany, tsy mijery ny lany, manaram-po fahazaza ka maka kitay fotsy volo, manaram-po ohatra ny kary an' efitra, manampoka aina

Teny iditra (2/2)10  milibà
Fototeny  11  liba
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miliba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]

Fivaditsoratra  15  abilim, bilaim, ilibam, mibila, miliba, milibà

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08