|
|
|
|

Teny iditra1  milobaloba
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  lobaloba
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Malalaka ka hita misy rivotra mitakobana amin' ny elanelan' ny akanjo sy ny vatana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29