Teny iditra milohaloha (lohaloha (loha))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihambo ho lohany, miseho ho mandidy ny hafa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milohaloha
Ny lasa : nilohaloha
Ny hoavy : hilohaloha
Filaza mandidy : milohalohà

Teny iditra milohalohà (lohaloha (loha))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milohaloha [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20