|
|
|
|

Teny iditra1  milonjo
Fototeny  2  lonjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitondra enta-mavesatra samy irery
Mitondra ny mafy tsy misy mpanampy: Rakoto irery no nilonjo ny fahoriana nidona taminy
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  lonjoim, milonjo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21