|
|
|
|

Teny iditra1  milotika
Fototeny  2  lotika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Malemy boda: Milotika loatra ity vary ity
Maloto, misotisoty, misotitika: Hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva, milotika foana ny tarehin' io zaza io
Sosotra mafy na tezitra any am-po: Milotika ny atin-dRamatoa iny nahita azy

Fivaditsoratra  5  milotika, mitokila

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21