|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mimpody
Fototeny  2  ody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tambahoaka, Tanosy] miverina
5  [1.1] Miverina amin' ny toerana nielana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to return to its original state
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] revenir à son premier état
Ohatra  8  Sahala amy ny sira latsaka an-drano ireny ka tsy mba mimpody intsony, fa maty avokoa, fa andeha hiakatra any an-tanàna isika. [2.293]
9  Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony. [2.324]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)14  mimpody
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Tambahoaka] maty

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11