Teny iditra (1/2) | 1 minaikanaika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miteny na manao zavatra amim-panaovana mosalahy, amin-kasahiana be loatra, amim-pihamboana sy fireharehana: Ninaikanaika loatra izy ka tsy mahagaga raha voa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to pretend to commit a daring act |
Fototeny | 5 naikanaika |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 minaikanaikà |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minaikanaika [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fototeny | 14 naikanaika |
Fivaditsoratra | 15 inaikanaikam, minaikanaikà, minaikanaika, naikanaikaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16 |
![]() |