Teny iditra minaikanaika (naikanaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miteny na manao zavatra amim-panaovana mosalahy, amin-kasahiana be loatra, amim-pihamboana sy fireharehana: Ninaikanaika loatra izy ka tsy mahagaga raha voa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To pretend to commit a daring act [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : minaikanaika
Ny lasa : ninaikanaika
Ny hoavy : hinaikanaika
Filaza mandidy : minaikanaikà

Teny iditra minaikanaikà (naikanaika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minaikanaika [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20