Teny iditra (1/2) | 1 minananana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 nananana |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mikiakiaka, mihoakoaka, midradradradra |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] to cry, to scream, to shout. 10 [1.7] to scream, to cry frantically |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.8] pousser des cris perçants |
Ohatra |
12 [2.996] Eny, minananana izy noho ny sandrin'ny mahery, |
Mpanahaka | 13 miantsoantso, mihohahoha |
Teny iditra (2/2) | 14 minanananà |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minananana [Fitanisana] |
Fototeny | 16 nananana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] |
Fivaditsoratra | 19 inanananam, minananana, minanananà, nanamainan, nanamanian, nanananaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |