Teny iditra minantsonantsona (nantsonantsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mibedibedy lavareny, mipentsompentsona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
minantsonantsona
ninantsonantsona
hinantsonantsona
minantsanantsòna

Teny iditra minantsonantsòna (nantsonantsona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minantsonantsona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/01