Teny iditra | 1 mindrana |
Fototeny | 2 indrana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mangataka zavatr' olona mba hanaovana na hampiasaina vetivety fa haverina rehefa avy eo: Mindrana boky amin' ny namana Miangavy olona hanao raharahan' ny tena: Nindrana ahy izy mba handatsaka ny zanany. Mindram-pangady lohataona ka maniraka ny tompony hiasa: ny findraman-javatra amin' ny fotoana fampiasan' ny olona azy dia tahaka ny manome hevitra ny tompony hampiasa azy na dia tsy nivonona ny amin' izany aza izy Ibaikamo mindram-pangady, ka "ara mahita ante aho": ilazana olona tsy te hiasa ka mirary ny tsy hahitany angady hiasany, na olona manao alasafay fotsiny ka toa voatery hanao zavatra nefa tsy araka ny fony akory |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to borrow a thing for a time. 6 [1.7] to borrow (when the same object is to be returned) |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] emprunter (quand l'objet même sera retourné) |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mindrana io |
Fivaditsoratra | 16 amindran, indraman, manandry, mandrañy, mañindra, manindra, mindrana, namindra, nandraim, nandriam, niandram, nindrama |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |