Teny iditra mingonongonona (ngonongonona (ngonona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milaza na manonona teny tsy mazava tsara fa ao am-bava fotsiny [1.1]
 To mutter, to grumble, to murmur [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mingonongonona
Ny lasa : ningonongonona
Ny hoavy : hingonongonona
Filaza mandidy : mingonongonòna
Tovy hevitra mingonona

Teny iditra mingonongonòna (ngonongonona (ngonona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingonongonona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20