Teny iditra miody (ody)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Asiana fanafody: Aretina tsy dia manao ahoana loatra io: Jereo fa sitran-tsy miody akory io [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to take medicine [Richardson 1885]
Fandikana frantsay Recevoir des pansements, des soins, des remèdes [Abinal 1888]
Endriteny 
miody
niody
hiody
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31