Teny iditra | 1 miofaka |
Fototeny | 2 ofaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] miova hoditra, mihintsambolo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to scale to peel off in thin particles. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] muer |
Ohatra |
7 Ny fahaverezan'ny fahatsapana eo amin'ny faritra fotsy mangirana na miofaka eo amin'ny vatana dia mety ho habokana [2.424#] |
Voambolana |
8 Haiaina |
Tovy hevitra | 9 miofaofaka |
Fivaditsoratra | 10 afiokam, afokaim, famioka, ifakoam, mifakoa, mifaoka, mifoaka, miofaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |