Teny iditra (1/3) | 1 ofaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 fiovana endrika na toetra [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 scaling off, peeling off, as blistered skin. See ofo , endaka . [1.2#445] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 métamorphose; mue [1.13] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 7 ofo |
Teny iditra (2/3) | 8 ofaka |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 jereo hofaka [1.1] 11 faritra ivelany misarin-tandroka amin'ny hoditr'olombelona misakana ny mikrôby tsy hiditra [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 couche cornée [1.13] |
Voambolana |
13 Haiaina |
Teny iditra (3/3) | 14 ofaka |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 (Voir aussi hofaka, hofika, etc.). Dioscorea bulbifera var. anthropophagorum (A. Chev. ex Jum.) Prain & Burkill ex Summerh. (Dioscoreaceae). Igname dont le tubercule hypogé et les bulbilles aériennes sont toxiques à l'état frais. Nom relevé anciennement par Boivin (1849) réf. Boivin 2013, note manuscrite inédite : « comestible après macération dans l'eau ». Il s'agit de Dioscorea sansibarensis Pax. ; un échantillon Boivin 2013 bis, de la même espèce porte : « grosse racine amère et dit-on vénéneuse ». [Bara]
[1.196] 17 [Tankarana] 18 [Sakalava] |
Voambolana |
19 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 22 afoka, akofa, fakao, fakoa, faoka, foaka, koafa, ofaka, okafa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |