Teny iditra | 1 miofo |
Fototeny | 2 ofo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (ho an' ny vorona) Mihintsana ny volo teo aloha ka misolo vaovao indray: Miofo ny fodilahy amin' ny fiandohan' ny fahavaratra (ho an' ny bibikely): Miova toetra indroa na intelo ambara-pahatongany ho bibikely ary fomba: Miofo tonga angidina ny ondrindrano Miova volo noho ny asan' ny rano manatsora ny lokon-damba: Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo Miova loko noho ny hainandro 5 [1.13] miova loko, mihamatroka, mihavasoka |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] to scale off, to cast the skin or lough; to lose its colour, as a garment. 7 [1.7] to moult; to scale off; to fade (of colors) |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8] muer, changer de peau, de couleur, se faner 9 [1.13] décoloré |
Ohatra |
10 miofo, izany hoe miova loko, noho ny hainandro. [2.313#] 11 Akipaho ny nofo, Avereno fa indrana, lamba mora miofo. [1.261#] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 16 miofy |
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny miofo io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |