Teny iditra | 1 miofy akondro vava |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny olona mahantra fadiranovana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to take the skin off bananas with the mouth fig. very poor and wretched. See faraidina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.415#2535] Le pauvre épluche les bananes avec sa bouche tant il a faim et tant il ignore les usages |
Ohatra |
6 [2.472] Mba nisy fianarana kely nodiaviko ihany, mba misy fahalalana kely ananako ihany, tsy azo lazaina ho miofy akondro vava tahaka an' i Dada sy Neny aho. |
Singan-teny | 7 miofy, akondro, vava |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |