Teny iditra miolaka (olaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy mahitsy fa mivily: Indroa miolaka ity labana ity vao tonga any aminay
¶ Mihodivitra, mihodina: Niolaka ny bala ka tsy nahavoa azy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to wind about, to go in a serpentine direction; to be oblique, to speak in an ambiguous manner, to quibble, to prevaricate. [Richardson 1885]
Endriteny 
miolaka
niolaka
hiolaka
miolaha
Teny mitovy hevitra miolakolaka
Ohatra Eo ambony andrefana atsimon' ny tanànan' Ambohijanaka, midina sy miolaka ny arabe. [Andraina: Mitaraina, takila 144]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31