|
|
|
|

Teny iditra1  miolika
Fototeny  2  olika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mivily, mihodina: Eto no miolika miankandrefana ny renirano
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to wind about as a serpent; also same as miolaka.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] être sinueux, en zigzag, en spirale, se détourner, serpenter
Ohatra  7  Irony lalana ery avaratra ery
dia malomaloka toa lalana ela
ary toa miolika atsy toa miolika aroa
nefa manodidina no andrefan-tranon-dRatiakonohoniolona
[2.131]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12  miolaka, miolikolika
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny miolika io

Fivaditsoratra  15  laikoim, mikolay, milaiko, miolika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21