|
|
|
|

Teny iditra1  miomby
Fototeny  2  omby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny bibindandy miova ho soherina: hodidininy ny tenany ny kofehy notehiriziny tao an-kibony izay manjary akoran-dandy, dia mibonoka matory ao izy
Ohatra  5  dia biby velona ampihinanina aminy amberivatry, dia miomby ny biby, dia tonga landy; [2.48]
Voambolana  6  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10  imboim, miomby

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21