Teny iditra (1/2) | 1 miondrana |
Fototeny | 2 ondrana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miditra amin' ny lakana na ny sambo mba handeha hiampita: Tamin' ny fito maraina izahay no niondrana ho any Maurice |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to go on board. |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 miondràna |
Fototeny | 11 ondrana |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miondrana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fivaditsoratra | 15 amindroan, iondranam, mandriona, manindroa, miandrano, miandrona, miondrana, miondràna, mondraina, namindroa, nanodiram, nidaronam, nirodanam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |