Teny iditra mionjona (onjona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihifika, mandà manetsika ny loha: Nionjona izy dia lasa [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to lift up one's head, to rise up. [Richardson 1885]
Endriteny 
mionjona
nionjona
hionjona
mionjòna

Teny iditra mionjòna (onjona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mionjona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31