Teny iditra | 1 miontany |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (tsy fampiasa loatra intsony) Manontany, manadina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to inquire, to investigate, to make a search, to question |
Fototeny | 5 ontany |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 manontany |
Fivaditsoratra | 10 amintino, mañotiñy, miontany, nitomany, notainim, notaminy, tomaniny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |