Teny iditra |
ontany
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Anarana laharan-tsikidy [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | the name of a certain column in the arrangement of the sikidy divination. [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | nom d'une colonne des sikidy, qui signifie: terre, ville, village
[Abinal 1888]
|
Mpanahaka |
sikidy |
|
Teny iditra |
ontany
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fitadiavana valiny na fanazavana momba an' izay tiana ho fantatra, teny filana setriny sy valiny. [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | enquiry, question, interrogation, examination. [mal. Tanya.] [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | interrogation, demande, question, enquête, examen [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
ontany
(ontana)
|
Sokajin-teny | anarana ontana sy mpisolo
|
|