Teny iditra (1/4) | 1 miorika |
Fototeny | 2 orika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
miaka-drano, manaraka ny rano miakatra ho any amin'ny lohany (loharano) 5 [1.1] Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny toerana iavian' ny ranoamin' ny renirano. 6 [1.13] miakatra mankany andoharano |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2] to ascend, to go up against the stream. [mal. Mudik.] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3] Remonter le courant de l'eau, monter 9 [1.13] remonter le courant |
Ohatra |
10 ny miorika dia i Merina, ary ny mivalana dia i Marao. [2.48] |
Haiendriteny |
|
Tohi-kevitra | 15 mivalana |
Mpanahaka | 16 miakatra any irà |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny miorika io |
Teny iditra (2/4) | 22 miorika |
Fototeny | 23 orika |
Sokajin-teny | 24 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.3] vomir |
Voambolana |
26 Fahasalamana |
Teny iditra (3/4) | 27 miorika |
Fototeny | 28 orika |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.1] Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenan-kavoana |
Teny iditra (4/4) | 31 miorika |
Sokajin-teny | 32 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
33 [1.13] minorant |
Voambolana |
34 Matematika: alijebra |
Fivaditsoratra | 35 imokira, iokiram, irokiam, marioky, miokira, miorika, miraoky, mirokia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |