Teny iditra miorina (orina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsatoka: Miorina tsara ve io fefy io?
¶ Mitsangana: Miorina lavitra ny tanàna ny trano fitsaboana
¶ Misy, tafajoro: Efa miorina eto izao ny fikambanan' ny mpifady toaka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to fix, to be raised, to be firmly established. [Richardson 1885]
 to be founded, to be established [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay être fondé, fixé, établi [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
miorina
niorina
hiorina
miorena
Ohatra Leo monina izy ireo nony ela ny ela ka nanatona ireo tanàna kely vao miorina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 27]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31