Teny iditra | miotra (otra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Safoina sy tsindriana amin' ny rantsantanana mba hitsotra ny hozatra amin' ny faritra marary: Miotra isan-kerinandro aho [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be rubbed Also provincial for mianotra [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | marito, matory, miotra, mirota, mitôra, mitroa, tarimo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |