Teny iditra miotrika (otrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipetraka amin' ny toerana mafana mba ho masaka
¶ Mihiboka an-trano: Miotrika mba ho madini-tava ny anao vavy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be ripened artificially [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay être mis à mûrir [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
miotrika
niotrika
hiotrika
miotreha

Teny iditra miotrika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] mandeha nana (fery) [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31