|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miova
Fototeny  2  ova
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Misolo ho hafa, manjary hala: Niova tokoa izy! Izy ilay mpisotro toaka taloha iny tonga olona mato-piainana ankehitriny
5  Manolo amin' ny hafa: Niova lalana izy ireo nony nandre izany
6  Tonga, lasa: Miova ho orana ny rahona rehefa sendra toerana mangatsiaka
7  Miofo: Miova ho sahona ny tsiboboka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  to change [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  changer [1.8, 1.13]
10  se changer [1.8]
11  changé [1.13]
Ohatra  12  miova tsy ny fisahosahon'ny andiam-balala mandalo ny jirika nandalo eran'ny tampon-tanety. [2.324]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)21  miovà
Fototeny  22  ova
Sokajin-teny  23  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miova
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  26  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  27  mavio, miavo, miova, miovà, mivoa-, mavio, miavo, miova, miovà, mivoa-

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15