Teny iditra miovaova (ovaova (ova))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy tsy manana toetra raikitra [SLP 1986]
Fandikana frantsay changer, se remplacer souvent, être inconstant [Abinal 1888]
 varié, changeant [SLP 1986]
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1Miovaova ny taona. [FOFAFIPE: Tongavola, takila 47]
2fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona. [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 292]
3Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 175]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31