Teny iditra | 1 mipararetra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha vao nahare izany Mihetsiketsika haingana dia haingana: Mipararetra ny tadin-dokanga raha tendrena |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to tremble, shake, or vibrate 5 [1.7] to vibrate, to tremble |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] vibrer, trembler |
Ohatra |
7 [2.996] mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho. |
Fototeny | 8 pararetra |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mipararetra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |