Teny iditra | 1 mipararetra |
Fototeny | 2 pararetra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha vao nahare izany Mihetsiketsika haingana dia haingana: Mipararetra ny tadin-dokanga raha tendrena |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to tremble, shake, or vibrate 6 [1.7] to vibrate, to tremble |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] vibrer, trembler |
Ohatra |
8 mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mipararetra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |