Teny iditra | 1 miparitaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miely tsy amin' ny toerana iray, mihahaka, mipariaka: Vonjeo fa miparitaka ny ondry Mandositra atsỳ sy arỳ, hatraiza hatraiza: Niparitaka ny ankizy nony tonga ny polisy Misafotofoto, mifotofoto, misavorovoro, misaritaka: Tsy ho vita haingana ity fa miparitaka ny kofehy 4 [1.13] miely |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to scatter |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] s'éparpiller 7 [1.13] se disperser |
Ohatra |
8 [2.472] miparitaka manodidina ny trano lay ny lasin' ny mpiasa. |
Fototeny | 9 paritaka |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 14 mipariaka, mihahaka, miely, mielipatrana, miparasaka, miparasadrasaka, misaratsaraka, mameno tanety, mihanaka, miitatra |
Fivaditsoratra | 15 miparitaka, mipatriaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |